Aller au contenu

Napoli

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 28 Septambra 2024 à 08:51 nataon'i 41.213.235.225 (dinika)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

40°50′N 14°15′E / 40.833°N 14.250°E / 40.833; 14.250

Napoli
Velarantany 117,27 km2
Isam-ponina 913 462 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Don Camillo
Firenena  Italia
Faritany NC
Faritra  Campania
Napoli

I Napoli dia tanàna renivohitry ny faritr' i Campania ao Italia. Izy no tanàna fahatelo ao Italia raha ny isan' ny mponina no heverina ary fahenina ambin' ny folo ao amin' ny Vondrona Eorôpeana ary koa faharoa (aloha an' i Rôma) na fahasivy raha ampidirina ny manodidina azy. Izy koa no tanàna faharoa lehibe indrindra any amin' ny faritr' i Mediteranea any Eorôpa, aorian' i Barcelona.

I Napoli no tanànan' ny pasta sy pizza ary ny vehivavy tsara tarehy. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 913 462 tamin' ny taona 2023.

Tendrombohitra

[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]