Aller au contenu

Siberia

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 31 Martsa 2021 à 10:54 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

I Siberia dia faritra midadasika mahafaoka ny tapak’ i Rosia ao Azia, feran’ ny tendrombohitra Oraly ao andrefana, ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana ary i Sina sy i Môngôlia ary i Kazakstàna ao atsimo. Marikitra ny 13 100 000 km2 ny velarany sady onenan’ ny olona miisa 35 000 000 any ho any.

Tontolon' ny zavamaniry taiga any Siberia

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

[hanova | hanova ny fango]

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

[hanova | hanova ny fango]